Taratasy Voalohan'i Md. Paoly Ho An'ny Korintiana
Toko faha-15
58 Koa amin'izany, ry rahalahy malalako, aoka hianareo hiorina mafy, tsy hiova, hahefa be mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo, fa fantatrareo fa tsy foana ao amin'ny Tompo tsy akory ny fisasaranareo.